Voiture électrique ID Motors

Mifanome-tanana ho fikajiana ny tontolo iainana

Nosafidian’ny ID Motors /ID Rental ny Paositra Malagasy amin’ny ampiasana ny “Voiture électrique” izay vokatra voalohany tamin’ny andrana izay nataon’izy ireo.

Amin’ny maha fiara elektrika azy ity dia mikajy tanteraka ny fitandrovana ny tontolo iainana izy io.

Fisaorana feno no atolotry ny Paositra Malagasy hoan’ny ID Motors / ID Rental noho izao fiaraha-miasa izao.